Manodidina ny 7 tapitrisa ny tanora Malagasy efa ampy taona hifidy : fantaro ny votoatin’ny fanadihadiana sy ny tolo-kevitra 10 nataon’ny KMF/CNOE mba hampidirana marina ny tanora amin’ny zotram-pifidianana eto Madagasikara.
Près de 7 millions de jeunes Malgaches en âge de voter : découvrez les constats et les 10 recommandations du KMF/CNOE pour une véritable inclusion de la jeunesse dans le processus électoral à Madagascar.
Bref-Jeunesse et élections-KMF-CNOE-Sept-2026 (VF)




