Les récentes activités

LISITRY NY MPIFIDY: 31 Mey, fara-fisoratana anarana

0
 Ireo efa nisoratra anarana, afaka manamarina anaty site CENI  Ireo mbola tsy nisoratra anarana anaty lisitry ny mpifidy, tongava eny amin’ny biraom-pokontany hatramin’ny 31...

APPUI A LA SOCIETE CIVILE FANAINGA (GIZ/PRODECID/COMPOSANTE 3)

0
Atelier bilan - leçons apprises avec le KMF/CNOE à Analamahitsy, 30 et 31 Mars 2023

Atelier national de formation et de suivi (CNOE et D et P)

0
Mitohy hatrany ny asa ataon'ny fikambanana amin'ny fampandraisana anjara ny olompirenena tsirairay amin'ny fampandrosoana ny tanana misy azy. Nisy arak'izany ny fiofanana nasionaly nasionaly...

Formation locale sur la SLC (Betafo)

0
Ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena sy ny FANAINGA dia miara-miasa ao anatin’ny tetik’asa iray ho « FITANTANANA KAOMINALY MAMPANDRAY ANJARA NY REHETRA : FAMETRAHANA SEHATRA FIKAONAN-DOHA MAROLAFY ENY...

FAMAH: ireo laharam-pahamehana isaky ny faritany (les priorités exprimées dans chaque province)

0
Ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena tao anatin’ny fanatanterahana ny tetik’asa « Olompirenena ho tompon’antoka tanteraka amin’ny fandraisan’andraikitra manoloana ny fifidianana ho avy » novatsian'ny fikambanana Kanadiana "...