ANTANANARIVO SY NY FAHADIOVANY

0
85

Nadio fehizay Antananarivo ny herinandron’ny 21 Avrily, nanatanterahana ny fihaonana antampon’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana sy ny fitsidihin’ny Filoha Frantsay.
Herinandro telo aty aoriana, mahazo vahana tsikelikely ny loto eo Analakely sy ny manodidina.
Mitaky fahatsiarovantena sy fandraisana andraikitra avy amin’ny olompirenena sy ny manam-pahefana izany.