ANTANANARIVO SY NY FAHADIOVANY

0
Nadio fehizay Antananarivo ny herinandron’ny 21 Avrily, nanatanterahana ny fihaonana antampon’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana sy ny fitsidihin’ny Filoha Frantsay. Herinandro telo aty aoriana,...

TAFATAFA MANOKANA TAMIN’I ROBERT NAMEARISON, FILOHAN’NY KMF/CNOE : “Fotoana izao hanatanterahana ny fifidianana...

0
Mitavozavoza tsy ahitam-baliny ny fitoriana any amin’ny Filankevi-panjakana hany ka miseho lany ny disadisa sy ny fanehoan-kevitry ny olompirenena amina Kaominina vitsivitsy manoloana...

ANTANANARIVO MADIO

0
Antso miantefa amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny sy ny olompirenena rehetra. Mendrika fahadiovana sy filaminana tahaka izao ankehitriny izao Antananarivo Renivohitra, isan’andro.

RAFITRA FIKAONAN-DOHA

0
«Ny fampiharana ny tandrifim-pahefana sy ny andraikitr’ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana dia atao amin’ny alalan’ny fampandraisana anjara ny rehetra ary ao anatin’ny mangarahara tanteraka. Amin’izany, ny...

KMF/CNOE. FITAKIANA FAMERENANA FIFIDIANANA : “Misedra olana ny kaominina notantanan’ny PDS”

0
“Tamin’ny fifidianana ho Ben’ny tanana teo aloha, tsy nisy famerenana fifidianana. Tsikaritra ho nandalo fahasahiranana ireny kaominina izay notarihin’ireo Filohan’ny Delegasiona manokana na PDS...