FIFIDIANANA 11 DESAMBRA 2024

0
71

FIFIDIANANA 11 DESAMBRA 2024
Fanentanan’ny KMF/CNOE ny mponina eny ifotony amin’ny alalan’ny fihaonana amin’ny vondrona ho amin’ny fampandraisana andraikitra ny olompirenena lahy sy vavy mandritra ny zotram-pifidianana ho Ben’ny tanàna ary ho Mpanolontsaina