TANANA MADIO

0
45

Ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena dia mametra-panontaniana tahaka ny olompirenena maro sy ny mpiandraikitra Fokontany : Rahoviana no havoaka ny valin’ny fifaninanana tanana madio nolazaina fa ho nivoaka talohan’ny 26 jona teo iny? Ho an’iza ny vola ? Ahoana ireo RF2 mpanadio ? Inona avy no mason-tsivana ? Iza no mpitsara?