Atelier national de formation et de suivi (CNOE et D et P)

0
483

Mitohy hatrany ny asa ataon’ny fikambanana amin’ny fampandraisana anjara ny olompirenena tsirairay amin’ny fampandrosoana ny tanana misy azy. Nisy arak’izany ny fiofanana nasionaly nasionaly izay natao ho an’ireo tompn’andraikitry ny tetik’asa isan-tsampana ho an’ireo kaominina hiasana, ka tany Toamasina no nanatanterahana izany.

Atelier national de formation et de suivi dans le cadre du projet « participation citoyenne pour le développement locale » initié par le KMF/CNOE-Education des citoyens et le « Développement et Paix ».

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici