Les activités du KMF/CNOE
NOANA FAHAMARINANA NY OLOMPIRENENA
Inona marina ny zava-misy?
Ry mpitondra Fanjakana, mahasoa anareo sy ny firenena ny famakiana batsilana ny zavamisy marina, mba tsy ho voarebirebin’ny vaovao diso...
TAFATAFA MANOKANA TAMIN’I ROBERT NAMEARISON, FILOHAN’NY KMF/CNOE : “Fotoana izao hanatanterahana ny fifidianana...
Mitavozavoza tsy ahitam-baliny ny fitoriana any amin’ny Filankevi-panjakana hany ka miseho lany ny disadisa sy ny fanehoan-kevitry ny olompirenena amina Kaominina vitsivitsy manoloana...
ANTANANARIVO MADIO
Antso miantefa amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny sy ny olompirenena rehetra.
Mendrika fahadiovana sy filaminana tahaka izao ankehitriny izao Antananarivo Renivohitra, isan’andro.
KMF/CNOE ANTSIRANANA : Niara-namboly hazo tamin’ny Fiangonana sy ny Fanjakana ny Fikambanana
Tamin'ny 8 febroary lasa teo, nanatanteraka fambolena ala honko, tany amin’ny Kaominina Mangoko sy ny 12 Febroary, tany amin'ny amin’ny Kaominina Ambolobozy ny Fikambanana...
KMF/CNOE. FITAKIANA FAMERENANA FIFIDIANANA : “Misedra olana ny kaominina notantanan’ny PDS”
“Tamin’ny fifidianana ho Ben’ny tanana teo aloha, tsy nisy famerenana fifidianana. Tsikaritra ho nandalo fahasahiranana ireny kaominina izay notarihin’ireo Filohan’ny Delegasiona manokana na PDS...