Les derniers communiqués
FANAMBARANA : Ho amin’ny fifidianana marina sy malalaka
Tsy misy tsy vitan'ny fifampidinihina! Mirimorimo izay tsy izy ny toe-draharaham-pirenena. Mahazo vahana tanteraka ny tsy fifampitokisana an'ireo rafitra tomponandraikitra mpikarakara sy mpanapakevitra...
FANAMBARANA : VERY HASINA NY ANTENIMIERANDOHOLONA
Andraikitra tokana tokony ho sahanin’ ny Filohan'ny Antenimierandoholona, araka ny lalampanorenana amin'izao vanimpotoana izao, ny ho Filoham-pirenena vonjimaika
Manoloana ny fandavana tsy niantsoroka izany,...
LANCEMENT DU PROJET PROJET “MALAGASY YOUTH ENGAGEMENT IN THE ELECOTRAL PROCESS” : Pour le...
Dans l’élan de leur participation à la conférence sur la démocratie sous le thème ”Promotion
de l’Education Civique dans le processus électoral en Afrique qui...
LES CITOYENS ASPIRENT A UNE ÉLECTION PROPRE ET APAISÉE
Madagascar procédera prochainement à l’élection présidentielle, un emprunt du pouvoir auquel participeront les citoyens. Le candidat élu par la majorité démocratique sera le Président...
MIANDRANDRA FIFIDIANANA MADIO SY MILAMINA NY OLOMPIRENENA
Hiroso amin’ny fanavaozana ny fampindramam-pahefana amin’ny alalan’ny fifidianana handraisan’ny olompirenena anjara i Madagasikara tsy ho ela. Izay lanin’ny maro an’isa eo no hitondra indray...