FAMAH: ireo laharam-pahamehana isaky ny faritany (les priorités exprimées dans chaque province)

0
603

Ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena tao anatin’ny fanatanterahana ny tetik’asa « Olompirenena ho tompon’antoka tanteraka amin’ny fandraisan’andraikitra manoloana ny fifidianana ho avy » novatsian’ny fikambanana Kanadiana  » Développement et Paix » vola, dia nanantontosa fanangonan-kevitra “FAMAH? FAmpandrosoana an’i Madagasikara, Ahoana ny Hevitrao?” momba ireo laharam-pahamehana  ho fampandrosoana an’i Madagasikara. Tao alohan’ny fifidianana filohampirenena tamin’ny 2018 no nanatanterahana izany.

Ny fanangonan-kevitra dia notanterahina manerana ireo distrika miisa 119 manerana ny Nosy tamin’ny alalan’ny fanadihadina isam-baravarana sy ny fametrahana boatin-kevitra teo anivon’ireo Tànana miisa 1767 tamin’ireo fokontany 880 tao anatin’ny kaominina miisa 273. Olompirenena miisa 35 550 no nandray anjara.

Ireto aseho antsary ny vokatra azo nandritra izany.

Dans le cadre du projet FAMAH (FAmpandrosoana an’i Madagasikara, Ahoana ny Hevitrao?) financé par l’ONG Canadien « Développement et Paix » ,le MF/CNOE a mené, en 2018, une enquête auprès de la population pour demander leur priorités concernant le développement du pays et les programmes ou projets que les futurs dirigeant, ceux qui seront élus lors des élections présidentielles de 2018, devront mener et mettre en oeuvre. L’enquête a touché 35 550 personnes. L’enquête s’est déroulé dans 880 Fokontany repartis dans 273 Communes des 119 districts du pays.

Ci-dessous les résultats de l’enquête

1/ Fomba nentina niasa

1/méthodologie

   

2/ ireo mpandray anjara

2/ les répondants

3/Ireo laharam-pahamehana hitan’ny mponina

3/les priorités exprimées

4/Ireo laharam-pahamehana isaky ny faritany

4/Les priorités exprimées dans chaque provinces

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici