Formation nationale dans le cadre du projet « POUR UNE GOUVERNANCE COMMUNALE INCLUSIVE : MISE EN PLACE D’ESPACE D’ECHANGE ET DE DIALOGUE »

0
708

Ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena sy ny FANAINGA dia miara-miasa ao anatin’ny tetik’asa iray ho « FITANTANANA KAOMINALY MAMPANDRAY ANJARA NY REHETRA : FAMETRAHANA SEHATRA FIKAONAN-DOHA MAROLAFY ENY IFOTONY ».  Ho fampiofanana ireo mpampiofana nasionaly (ireo tompon’andraikitry ny tetik’asa avy amin’ny distrika Antsiranana I, Toliara I, Betafo, Lalangina, Antanifotsy) izay natao teto Antananarivo ny 28-30 jolay lasa teo.

Dans le cadre du projet «  POUR UNE GOUVERNANCE COMMUNALE INCLUSIVE : MISE EN PLACE D’ESPACE D’ECHANGE ET DE DIALOGUE » mis en ouvre par le KMF/CNOE-éducation des citoyens financé par FANAINGA, une formation des formateurs nationaux (les responsables de projet dans les districts de Diégo I, Tuléar I, Betafo, Lalangina, Antanifotsy) s’est déroulée du 28 au 30 juillet dernier à Antananarivo.

Ireo avy ao amin’ny ministeran’ny ati-tany sy ny fitsinjarampahefana, avy ao amin’ny DACTD (Direction d’Appui  aux collectivités territoriales décentralisées) no nanome ireo torolalana sy ny torohay rehetra momba ny lalana sy ny rijanteny mifehy ny RIF.

La Direction d’Appui  aux collectivités territoriales décentralisées du ministère de l’Intérieur et de la décentralisation a donné et a expliqué aux participants les textes régissant les SLC (Structure Local de Concertation)

Ny ONG Saha sy ny GIZ-ProDéCID dia nizara ireo traik’efa nanan’izy ireo amin’ireo dingana narahana tamin’ny fananganana ny RIF, ny tanjaka, tombony ary ny sakana amin’ity rafitra ity.

L’ONG Saha et le GIZ ProDéCID ont partagé leur expérience sur la mise en place et le fonctionnement des SLC.

Nisy ihany koa ny fifampizarana teo amin’ny samy mpikambana KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena tamn’ireo traik’efa efa nananany tamin’ny fananganana sy ny fanodinana ny RIF

Des échanges entre membres  KMF/CNOE-éducations des citoyens sur leurs expériences sur la mise en place des SLC

Angon-tsary vitsivitsy

Quelques photos

   

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici