Amin’ny maha-mpanaramaso fifidianana ny KMF /CNOE-Fanabeazana olompirenena, hanatanteraka ny fanarahamaso ny fifidianana izay ho Ben’ny Tanana sy ho Mpanolontsaina , ny 11 Desambra ho avy izao, ny fikambanana. Ireo mpikambana any ifotony manerana an’i Madagasikara no hanaramaso io fifidianana io sy ny vokatra.
Aorian’ny fikirakirana izany, ireo Filoha nasionalin’ny fikambanana hampita ny vaovao amin’ny haino vaky jery. Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa amin’ireo namana mpanao gazety, indrindra eny an-kianja, amin’ny alalan’ny fampintana mivantana na anatin’ny fampalalam-baovao ireo songadina.
Maniry hatrany ny zotram-pifidianana ho anaty fitoniana ny KMF /CNOE-Fanabeazana olompirenena