LISITRY NY MPIFIDY: 31 Mey, fara-fisoratana anarana

0
239

 Ireo efa nisoratra anarana, afaka manamarina anaty site CENI
 Ireo mbola tsy nisoratra anarana anaty lisitry ny mpifidy, tongava eny amin’ny biraom-pokontany hatramin’ny 31 mey 2023. Mitondra kara-panondrom-pirenena.
 Ireo manana karinem-pokontany na anaty lisitra fokontany, tsy voasoratra avy hatrany ao anaty lisitry ny mpifidy raha tsy misoratra anarana hatramin’ny 31 mey 2023.
 Ny efa mpifidy tamin’ny fifidianana teo aloha, , tsy voasoratra avy hatrany ao anaty lisitry ny mpifidy raha tsy misoratra anarana hatramin’ny 31 mey 2023
Raha misoratra anarana ao anaty lisitry ny mpifidy ianao : AFAKA MIFIDY, FIDIANA, MANARA-MASO FIFIDIANANA