ANTSO AVO

0
299

Miantso ny CENI mba hamoaka ny vaovaon’ny valim-pifidianana isaky ny birao fandatsaham-bato, amin’ny alalan’ny tranokalany sy ny tambazotran-tserasera. Mba hisorohana ny resabe mandeha fa fanaronana halabato io famoahana ny fironana ankapobeny fotsiny io.

Antananarivo, faha-5 Jiona 2024
Ny Birao Nasionaly
KMF/CNOE – Fanabeazana olompirenena