FANABEAZANA OLOMPIRENENA SY NY FIFIDIANANA

0
167

Teo Ambohivahy Ambohidroa sy Ambodihady, ny alahady 1 Oktobra teo, no nifampizara fahalalana mahakasika ny andraikitra miandry izay ho Filoham-pirenena ho avy eo ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena sy ireo tanora teny Ambohimanarina