Nov 2018 DECLARATION FINALE COMMUNE CONCERNANT L’OBSERVATION DU PREMIER TOUR DES ELECTIONS PRESIDENTIELLES DU 07 novembre 2018FANAMBARANA IOMBONANA MIKASIKA NY FANARAHA-MASO NY FIHODINANA VOALOHAN’NY FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA NY 07 novambra 2018
Madagascar procédera prochainement à l’élection présidentielle, un emprunt du pouvoir auquel participeront les citoyens. Le candidat élu par la majorité démocratique sera le Président...
Hiroso amin’ny fanavaozana ny fampindramam-pahefana amin’ny alalan’ny fifidianana handraisan’ny olompirenena anjara i Madagasikara tsy ho ela. Izay lanin’ny maro an’isa eo no hitondra indray...
Lah. 05/ Fanambarana/ Avril/ 2023/KMF-CNOE/
Raha ny zavamisy amin’izao fotoana izao, manoloana ireo lanonam-panjakana etsy sy eroa, dia manamarika ny Fikambanana KMF/CNOE- Fanabeazana olompirenena...
Manoloana ny fiatrehan’ny firenena ny fifidianana atsy ho atsy dia manao izao fanambarana izao ny fikambanana ho an’ny olompirenena sy ny mpanao politika Malagasy...
Tonga ity ny taona vaovao 2023, miarahaba ny olompirenena tsy ankanavaka monina eto Madagasikara ny fikambanana KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena. Ho taona hampody ventiny ny rano...