RAFITRA FIKAONAN-DOHA

0
89

«Ny fampiharana ny tandrifim-pahefana sy ny andraikitr’ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana dia atao amin’ny alalan’ny fampandraisana anjara ny rehetra ary ao anatin’ny mangarahara tanteraka. Amin’izany, ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana dia tsy maintsy mametraka rafitra fikaonan-doha. (LALANA FEHIZORO, laharana faha 2014-018, And.15 )»
Anisan’ny lalàna natao ho hajain’ny Ben’ny Tanàna izay vao voafidy io RAFITRA FIKAONAN-DOHA io. Manentana ny olompirenena ihany koa ny Fikambanana mba handray anjara amin’izany.